plt_tn/dan/06/12.md

358 B

Moa tsy nanao didy ve ianao... ny liona

Nanontany io izy ireo mba hampiaiky ny mpanjaka fa nanao ny didy ny mpanjaka.

izay manao sonia

"izay manao fangatahana"

davaky ny liona

Izany dia ilazana ny efitra na lavaka izay itehirizana ireo liona. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 6:6

araky ny voatondron'ny lalàna

"araky ny lalàna"