plt_tn/dan/06/12.md

16 lines
358 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Moa tsy nanao didy ve ianao... ny liona
Nanontany io izy ireo mba hampiaiky ny mpanjaka fa nanao ny didy ny mpanjaka.
# izay manao sonia
"izay manao fangatahana"
# davaky ny liona
Izany dia ilazana ny efitra na lavaka izay itehirizana ireo liona. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 6:6
# araky ny voatondron'ny lalàna
"araky ny lalàna"