# Moa tsy nanao didy ve ianao... ny liona Nanontany io izy ireo mba hampiaiky ny mpanjaka fa nanao ny didy ny mpanjaka. # izay manao sonia "izay manao fangatahana" # davaky ny liona Izany dia ilazana ny efitra na lavaka izay itehirizana ireo liona. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 6:6 # araky ny voatondron'ny lalàna "araky ny lalàna"