plt_tn/dan/06/10.md

16 lines
548 B
Markdown

# Rehefa fantatr'i Daniela fa voasonia ho lalàna ilay taratasy,
Zava-dehibe eo amin'ny tantara izany mba hanambarana mazava fa nahalala momba ny lalàna vaovao i Daniela talohan'ny nivavahany tamin'Andriamanitra.
# ary nisokatra ireo varavarakeliny tany amin'ny efitra ambony nifanandrify tamin'i Jerosalema
Izany dia fampahafantarana fototra izay manazava ny nahafantaran'ny fahavalon'i Daniela fa nivavaka tamin'Andriamanitra izy.
# nisaotra nanoloana ny Andriamaniny
"nisaotra an'Andriamaniny"
# teti-dratsy
drafitra misy fikasan-dratsy