plt_tn/dan/06/10.md

548 B

Rehefa fantatr'i Daniela fa voasonia ho lalàna ilay taratasy,

Zava-dehibe eo amin'ny tantara izany mba hanambarana mazava fa nahalala momba ny lalàna vaovao i Daniela talohan'ny nivavahany tamin'Andriamanitra.

ary nisokatra ireo varavarakeliny tany amin'ny efitra ambony nifanandrify tamin'i Jerosalema

Izany dia fampahafantarana fototra izay manazava ny nahafantaran'ny fahavalon'i Daniela fa nivavaka tamin'Andriamanitra izy.

nisaotra nanoloana ny Andriamaniny

"nisaotra an'Andriamaniny"

teti-dratsy

drafitra misy fikasan-dratsy