# Rehefa fantatr'i Daniela fa voasonia ho lalàna ilay taratasy, Zava-dehibe eo amin'ny tantara izany mba hanambarana mazava fa nahalala momba ny lalàna vaovao i Daniela talohan'ny nivavahany tamin'Andriamanitra. # ary nisokatra ireo varavarakeliny tany amin'ny efitra ambony nifanandrify tamin'i Jerosalema Izany dia fampahafantarana fototra izay manazava ny nahafantaran'ny fahavalon'i Daniela fa nivavaka tamin'Andriamanitra izy. # nisaotra nanoloana ny Andriamaniny "nisaotra an'Andriamaniny" # teti-dratsy drafitra misy fikasan-dratsy