plt_tn/dan/06/06.md

24 lines
524 B
Markdown

# nitondra tetika teo anoloan'ny mpanjaka
"nampiseho drafitra tamin'ny mpanjaka"
# ho velona mandrakizay anie ianao!
Fomba ara-dalàna hiarahabana mpanjaka izany.
# mandritra ny telopolo androa
"mandritra ny 30 andro"
# na iza na iza manao fanangonan-tsonia
"na iza na iza manao fangatahana"
# tsy maintsy hatsipy ao an-davaky ny liona izany olona izany
DH: "Tsy maintsy hanipy izany olona izany ao an-davaky ny liona ireo miaramilanao"
# lavaky ny liona
Ilazana ny trano na lavaka izay nitehirizana liona izany.