# nitondra tetika teo anoloan'ny mpanjaka "nampiseho drafitra tamin'ny mpanjaka" # ho velona mandrakizay anie ianao! Fomba ara-dalàna hiarahabana mpanjaka izany. # mandritra ny telopolo androa "mandritra ny 30 andro" # na iza na iza manao fanangonan-tsonia "na iza na iza manao fangatahana" # tsy maintsy hatsipy ao an-davaky ny liona izany olona izany DH: "Tsy maintsy hanipy izany olona izany ao an-davaky ny liona ireo miaramilanao" # lavaky ny liona Ilazana ny trano na lavaka izay nitehirizana liona izany.