plt_tn/dan/06/06.md

524 B

nitondra tetika teo anoloan'ny mpanjaka

"nampiseho drafitra tamin'ny mpanjaka"

ho velona mandrakizay anie ianao!

Fomba ara-dalàna hiarahabana mpanjaka izany.

mandritra ny telopolo androa

"mandritra ny 30 andro"

na iza na iza manao fanangonan-tsonia

"na iza na iza manao fangatahana"

tsy maintsy hatsipy ao an-davaky ny liona izany olona izany

DH: "Tsy maintsy hanipy izany olona izany ao an-davaky ny liona ireo miaramilanao"

lavaky ny liona

Ilazana ny trano na lavaka izay nitehirizana liona izany.