plt_tn/dan/06/01.md

956 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny zava-niseho amin'ity toko ity dia nipetraka taorian'ny nambaboan'ireo Persiana ireo Babyloniana ery i Dariosa ilay Mede no nanomboka nitondra tao Babylona.

Nahafaly an'i Dariosa

"Nanapa-kevitra i Dariosa mpanjaka"

governora 120 isam-paritany

"governora isam-paritany roapolo amby zato"

teo amin'izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia ilazana ny governora 120.

mba tsy ho faty antoka ny mpanjaka

"mba tsy hampisy na inona na inona hangalarina amin'ny mpanjaka" na "mba tsy hisy na iza na iza te hangalatra amin'ny mpanjaka"

Niavaka ambony

"Mihoatra ambony" na "mahefa bebe kokoa noho ny"

nanana fanahy miavaka izy

Eto ny hoe "fanahy" dia ilazana an'i Daniela. Midika izany fa manana fahaiza-manao tsy mahazatra izany izy. DH: "olona niavaka izy"

miavaka

"mahavariana" na "tsara"

hametraka azy manerana

"mba hanome azy fahefana amin'ny" na "mba hametraka azy ho tompon'andraikitra amin'ny"