# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ny zava-niseho amin'ity toko ity dia nipetraka taorian'ny nambaboan'ireo Persiana ireo Babyloniana ery i Dariosa ilay Mede no nanomboka nitondra tao Babylona. # Nahafaly an'i Dariosa "Nanapa-kevitra i Dariosa mpanjaka" # governora 120 isam-paritany "governora isam-paritany roapolo amby zato" # teo amin'izy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia ilazana ny governora 120. # mba tsy ho faty antoka ny mpanjaka "mba tsy hampisy na inona na inona hangalarina amin'ny mpanjaka" na "mba tsy hisy na iza na iza te hangalatra amin'ny mpanjaka" # Niavaka ambony "Mihoatra ambony" na "mahefa bebe kokoa noho ny" # nanana fanahy miavaka izy Eto ny hoe "fanahy" dia ilazana an'i Daniela. Midika izany fa manana fahaiza-manao tsy mahazatra izany izy. DH: "olona niavaka izy" # miavaka "mahavariana" na "tsara" # hametraka azy manerana "mba hanome azy fahefana amin'ny" na "mba hametraka azy ho tompon'andraikitra amin'ny"