plt_tn/dan/06/01.md

36 lines
956 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ny zava-niseho amin'ity toko ity dia nipetraka taorian'ny nambaboan'ireo Persiana ireo Babyloniana ery i Dariosa ilay Mede no nanomboka nitondra tao Babylona.
# Nahafaly an'i Dariosa
"Nanapa-kevitra i Dariosa mpanjaka"
# governora 120 isam-paritany
"governora isam-paritany roapolo amby zato"
# teo amin'izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia ilazana ny governora 120.
# mba tsy ho faty antoka ny mpanjaka
"mba tsy hampisy na inona na inona hangalarina amin'ny mpanjaka" na "mba tsy hisy na iza na iza te hangalatra amin'ny mpanjaka"
# Niavaka ambony
"Mihoatra ambony" na "mahefa bebe kokoa noho ny"
# nanana fanahy miavaka izy
Eto ny hoe "fanahy" dia ilazana an'i Daniela. Midika izany fa manana fahaiza-manao tsy mahazatra izany izy. DH: "olona niavaka izy"
# miavaka
"mahavariana" na "tsara"
# hametraka azy manerana
"mba hanome azy fahefana amin'ny" na "mba hametraka azy ho tompon'andraikitra amin'ny"