plt_tn/dan/05/29.md

452 B

Belsazara

Izy no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nanoratanao io anarana io ao amin'ny 5:1

Natao teo am-bozony ny rojo volamena

DH: "Nanao rojo volamena teo am-bozony izy ireo"

fahefana mpanapaka fahatelo

"ny mpanapaka laharana fahatelo"

nandray ny fanjakana

"lasa mpanapaka ny fanjakana"

raha teo ho eo amin'ny roa amby enipolo taona izy

roa taona -"raha teo amin'ny 62 taona teo izy"