# Belsazara Izy no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nanoratanao io anarana io ao amin'ny 5:1 # Natao teo am-bozony ny rojo volamena DH: "Nanao rojo volamena teo am-bozony izy ireo" # fahefana mpanapaka fahatelo "ny mpanapaka laharana fahatelo" # nandray ny fanjakana "lasa mpanapaka ny fanjakana" # raha teo ho eo amin'ny roa amby enipolo taona izy roa taona -"raha teo amin'ny 62 taona teo izy"