plt_tn/dan/05/29.md

20 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Belsazara
Izy no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nanoratanao io anarana io ao amin'ny 5:1
# Natao teo am-bozony ny rojo volamena
DH: "Nanao rojo volamena teo am-bozony izy ireo"
# fahefana mpanapaka fahatelo
"ny mpanapaka laharana fahatelo"
# nandray ny fanjakana
"lasa mpanapaka ny fanjakana"
# raha teo ho eo amin'ny roa amby enipolo taona izy
roa taona -"raha teo amin'ny 62 taona teo izy"