plt_tn/dan/05/22.md

938 B

Belsazara

Izy no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nanoratanao io anarana io ao amin'ny 5:1

tsy nanetry ny fonao

Eto ny hoe "fo" dia milaza an'i Belsazara ihany. DH: "tsy nanetry ny tenanao"

Efa nanandra-tena hanohitra ny Tompo

Ny mikomy amin'Andriamanitra dia lazaina ho toy ny manandratra ny tena hanohitra Azy. DH: "Nikomy nanohitra ny Tompo ianao"

Avy tao an-tranony

Na inona na aiza ny hoe "tranony" dia azo lazaina mazava tsara. DH: "Avy amin'ny tempoliny ao Jerosalema."

Andriamanitra izay mitazona ny fofon'ainao eo am-pelatanany

Eto ny hoe "fofon'aina" dia ilazana ny aina ary ny hoe "tanana" dia ilazana ny hery sy fandraisana an-tanana. DH: "Andriamanitra izay nanome anao fofon'Aina" na "Andriamanitra izay mandray an-tanana ny fiainanao manontolo"

ny lalanao rehetra

"izay rehtra ataonao"

vita izao soratra izao

DH: "Nanoratra izao hafatra izao izany"