plt_tn/dan/05/22.md

28 lines
938 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Belsazara
Izy no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nanoratanao io anarana io ao amin'ny 5:1
# tsy nanetry ny fonao
Eto ny hoe "fo" dia milaza an'i Belsazara ihany. DH: "tsy nanetry ny tenanao"
# Efa nanandra-tena hanohitra ny Tompo
Ny mikomy amin'Andriamanitra dia lazaina ho toy ny manandratra ny tena hanohitra Azy. DH: "Nikomy nanohitra ny Tompo ianao"
# Avy tao an-tranony
Na inona na aiza ny hoe "tranony" dia azo lazaina mazava tsara. DH: "Avy amin'ny tempoliny ao Jerosalema."
# Andriamanitra izay mitazona ny fofon'ainao eo am-pelatanany
Eto ny hoe "fofon'aina" dia ilazana ny aina ary ny hoe "tanana" dia ilazana ny hery sy fandraisana an-tanana. DH: "Andriamanitra izay nanome anao fofon'Aina" na "Andriamanitra izay mandray an-tanana ny fiainanao manontolo"
# ny lalanao rehetra
"izay rehtra ataonao"
# vita izao soratra izao
DH: "Nanoratra izao hafatra izao izany"