# Belsazara Izy no zanak'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nanoratanao io anarana io ao amin'ny 5:1 # tsy nanetry ny fonao Eto ny hoe "fo" dia milaza an'i Belsazara ihany. DH: "tsy nanetry ny tenanao" # Efa nanandra-tena hanohitra ny Tompo Ny mikomy amin'Andriamanitra dia lazaina ho toy ny manandratra ny tena hanohitra Azy. DH: "Nikomy nanohitra ny Tompo ianao" # Avy tao an-tranony Na inona na aiza ny hoe "tranony" dia azo lazaina mazava tsara. DH: "Avy amin'ny tempoliny ao Jerosalema." # Andriamanitra izay mitazona ny fofon'ainao eo am-pelatanany Eto ny hoe "fofon'aina" dia ilazana ny aina ary ny hoe "tanana" dia ilazana ny hery sy fandraisana an-tanana. DH: "Andriamanitra izay nanome anao fofon'Aina" na "Andriamanitra izay mandray an-tanana ny fiainanao manontolo" # ny lalanao rehetra "izay rehtra ataonao" # vita izao soratra izao DH: "Nanoratra izao hafatra izao izany"