plt_tn/dan/05/20.md

32 lines
788 B
Markdown

# niavonavona ny fony
Eto ny hoe "fo" dia ilazana ny mpanjaka ihany. DH: "niavonavona ny mpanjaka"
# nihamafy ny fanahiny
Eto ny hoe "fanahy" dia ilazana ny mpanjaka ihany. Ny hamafisan-dohany dia nilazana fa mafy fo izy. DH: "Lasa mafy loha ny mpanjaka"
# sahisahy
henjana sy matoky loatra.
# nesorina teo amin'ny seza fiandrianana maha mpanjaka azy izy
Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefany manapaka. DH: "Nanaisotra ny fanjakany ny vahoaka"
# Noroahina tamin'ny olombelona izy
DH: "Nandroaka azy hiala tamin'izy ireo ny vahoaka"
# nanana saim-biby izy
Eto ny hoe "saina" dia maneho ny eritreriny. DH: "Nieritreritra tahaka ny fieritreritry ny biby izy."
# ando
Hamandoana amin'ny tany izay hita amin'ny maraina.
# izay tiany
"na zovy na zovy safidiany"