# niavonavona ny fony Eto ny hoe "fo" dia ilazana ny mpanjaka ihany. DH: "niavonavona ny mpanjaka" # nihamafy ny fanahiny Eto ny hoe "fanahy" dia ilazana ny mpanjaka ihany. Ny hamafisan-dohany dia nilazana fa mafy fo izy. DH: "Lasa mafy loha ny mpanjaka" # sahisahy henjana sy matoky loatra. # nesorina teo amin'ny seza fiandrianana maha mpanjaka azy izy Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefany manapaka. DH: "Nanaisotra ny fanjakany ny vahoaka" # Noroahina tamin'ny olombelona izy DH: "Nandroaka azy hiala tamin'izy ireo ny vahoaka" # nanana saim-biby izy Eto ny hoe "saina" dia maneho ny eritreriny. DH: "Nieritreritra tahaka ny fieritreritry ny biby izy." # ando Hamandoana amin'ny tany izay hita amin'ny maraina. # izay tiany "na zovy na zovy safidiany"