plt_tn/dan/05/20.md

788 B

niavonavona ny fony

Eto ny hoe "fo" dia ilazana ny mpanjaka ihany. DH: "niavonavona ny mpanjaka"

nihamafy ny fanahiny

Eto ny hoe "fanahy" dia ilazana ny mpanjaka ihany. Ny hamafisan-dohany dia nilazana fa mafy fo izy. DH: "Lasa mafy loha ny mpanjaka"

sahisahy

henjana sy matoky loatra.

nesorina teo amin'ny seza fiandrianana maha mpanjaka azy izy

Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefany manapaka. DH: "Nanaisotra ny fanjakany ny vahoaka"

Noroahina tamin'ny olombelona izy

DH: "Nandroaka azy hiala tamin'izy ireo ny vahoaka"

nanana saim-biby izy

Eto ny hoe "saina" dia maneho ny eritreriny. DH: "Nieritreritra tahaka ny fieritreritry ny biby izy."

ando

Hamandoana amin'ny tany izay hita amin'ny maraina.

izay tiany

"na zovy na zovy safidiany"