plt_tn/dan/05/15.md

20 lines
525 B
Markdown

# ireo lehilahy fantatra amin'ny... Efa nampidirina teo anoloako
DH: "Ary ireo lehilahy fantatra... tonga teto alohako"
# hampahafantatra ahy
"hilaza amiko"
# hampitafiana volomparasy ianao ary hasiana rojo volamena eo am-bozonanao
DH: "Hanome akanjo volopmarasy sy rojo volamena anao aho"
# hampitafiana volomparasy
Ny akanjo volomparasy dia vitsy ary natokana ho an'ny tandapa manam-pahefana. DH: "hampitafiana akanjom-piandrianana."
# ny fahefana mpanapaka fahatelo avo indrindra
"ny mpanapaka laharana fahatelo"