# ireo lehilahy fantatra amin'ny... Efa nampidirina teo anoloako DH: "Ary ireo lehilahy fantatra... tonga teto alohako" # hampahafantatra ahy "hilaza amiko" # hampitafiana volomparasy ianao ary hasiana rojo volamena eo am-bozonanao DH: "Hanome akanjo volopmarasy sy rojo volamena anao aho" # hampitafiana volomparasy Ny akanjo volomparasy dia vitsy ary natokana ho an'ny tandapa manam-pahefana. DH: "hampitafiana akanjom-piandrianana." # ny fahefana mpanapaka fahatelo avo indrindra "ny mpanapaka laharana fahatelo"