plt_tn/dan/05/15.md

525 B

ireo lehilahy fantatra amin'ny... Efa nampidirina teo anoloako

DH: "Ary ireo lehilahy fantatra... tonga teto alohako"

hampahafantatra ahy

"hilaza amiko"

hampitafiana volomparasy ianao ary hasiana rojo volamena eo am-bozonanao

DH: "Hanome akanjo volopmarasy sy rojo volamena anao aho"

hampitafiana volomparasy

Ny akanjo volomparasy dia vitsy ary natokana ho an'ny tandapa manam-pahefana. DH: "hampitafiana akanjom-piandrianana."

ny fahefana mpanapaka fahatelo avo indrindra

"ny mpanapaka laharana fahatelo"