plt_tn/dan/05/11.md

900 B

ny fanahin'ireo andriamanitra masina

Ny mpanjaka vavy dia nino fa ny herin'i Davida dia avy tamin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara. Jereo hoe ahoana no nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 4:7

Tamin'ny andron'ny rainao

"Raha nanjaka ny rainao"

hita tao aminy ny fahazavana sy ny fahazavan-tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra

DH: "Nanana fahazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra izy"

Nebokadnezara mpanjaka, mpanjaka rainao

"Ny rainao, Nebokadnezara mpanjaka"

ireo hatsarana ireo dia hita tao amin'izany lehilahy Daniela izany, izay nantsoin'ny mpanjaka hoe Beltesazara

DH: "Io Daniela io ihany, izay nantsoin'ny mpanjaka hoe Beltesazara, no nanana ireo hatsarana rehetra ireo"

izay voasoratra

"izay voasoratraa eo amin'ny rindrina." DH: "izay nosoran-tanana teo amin'ny rindrina"