plt_tn/dan/05/11.md

24 lines
900 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny fanahin'ireo andriamanitra masina
Ny mpanjaka vavy dia nino fa ny herin'i Davida dia avy tamin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara. Jereo hoe ahoana no nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 4:7
# Tamin'ny andron'ny rainao
"Raha nanjaka ny rainao"
# hita tao aminy ny fahazavana sy ny fahazavan-tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra
DH: "Nanana fahazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra izy"
# Nebokadnezara mpanjaka, mpanjaka rainao
"Ny rainao, Nebokadnezara mpanjaka"
# ireo hatsarana ireo dia hita tao amin'izany lehilahy Daniela izany, izay nantsoin'ny mpanjaka hoe Beltesazara
DH: "Io Daniela io ihany, izay nantsoin'ny mpanjaka hoe Beltesazara, no nanana ireo hatsarana rehetra ireo"
# izay voasoratra
"izay voasoratraa eo amin'ny rindrina." DH: "izay nosoran-tanana teo amin'ny rindrina"