# ny fanahin'ireo andriamanitra masina Ny mpanjaka vavy dia nino fa ny herin'i Davida dia avy tamin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara. Jereo hoe ahoana no nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 4:7 # Tamin'ny andron'ny rainao "Raha nanjaka ny rainao" # hita tao aminy ny fahazavana sy ny fahazavan-tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra DH: "Nanana fahazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra izy" # Nebokadnezara mpanjaka, mpanjaka rainao "Ny rainao, Nebokadnezara mpanjaka" # ireo hatsarana ireo dia hita tao amin'izany lehilahy Daniela izany, izay nantsoin'ny mpanjaka hoe Beltesazara DH: "Io Daniela io ihany, izay nantsoin'ny mpanjaka hoe Beltesazara, no nanana ireo hatsarana rehetra ireo" # izay voasoratra "izay voasoratraa eo amin'ny rindrina." DH: "izay nosoran-tanana teo amin'ny rindrina"