plt_tn/dan/05/10.md

12 lines
425 B
Markdown

# ny mpanjaka vavy
Ny dikan-teny vaovao sasany dia mahatakatra izany ho fakàna ohatra ny renin'ny mpanjakavavy, izany hoe, ny renin'ny mpanjaka. Ny renin'ny mpanjakavavy dia mandray voninahitra bebe kokoa teo amin'ny Babylona fahiny.
# Ho ela velona anie ny mpanjaka
Izany dia fomba ara-dalàna hiarahabana ny mpanjaka.
# Aza avela hiova ny endriky ny tavanao
"tsy misy antony tokony hahatonga ny tavanao ho hatsatra."