plt_tn/dan/05/10.md

425 B

ny mpanjaka vavy

Ny dikan-teny vaovao sasany dia mahatakatra izany ho fakàna ohatra ny renin'ny mpanjakavavy, izany hoe, ny renin'ny mpanjaka. Ny renin'ny mpanjakavavy dia mandray voninahitra bebe kokoa teo amin'ny Babylona fahiny.

Ho ela velona anie ny mpanjaka

Izany dia fomba ara-dalàna hiarahabana ny mpanjaka.

Aza avela hiova ny endriky ny tavanao

"tsy misy antony tokony hahatonga ny tavanao ho hatsatra."