# ny mpanjaka vavy Ny dikan-teny vaovao sasany dia mahatakatra izany ho fakàna ohatra ny renin'ny mpanjakavavy, izany hoe, ny renin'ny mpanjaka. Ny renin'ny mpanjakavavy dia mandray voninahitra bebe kokoa teo amin'ny Babylona fahiny. # Ho ela velona anie ny mpanjaka Izany dia fomba ara-dalàna hiarahabana ny mpanjaka. # Aza avela hiova ny endriky ny tavanao "tsy misy antony tokony hahatonga ny tavanao ho hatsatra."