plt_tn/dan/05/07.md

16 lines
596 B
Markdown

# ireo fantatra tamin'ny fahendreny
Izany dia ilazana indray an'ireo milaza ho miresaka amin'ny maty, ireo lehilahy hendry, ary ireo mpanandro
# Na iza na iza manazava io soratra io sy ny dikany dia hampitafiana volomparasy izay ary hanana rojo volamena eo am-bozony.
DH: "Hanome akanjo volomparasy sy rojo volamena ho an'iza na iza manazava ity soratra ity sy ny dikan'izany aho."
# hampitafiana volomparasy
Vitsy ny akanjo volomparasy ary natokana ho an'ny tandapa manam-pahefana. DH: "miakanjo fitafian'ny tandapa"
# mpanapaka fahatelo ambony indrindra
"ny mpanapaka laharana fahatelo"