plt_tn/dan/05/07.md

596 B

ireo fantatra tamin'ny fahendreny

Izany dia ilazana indray an'ireo milaza ho miresaka amin'ny maty, ireo lehilahy hendry, ary ireo mpanandro

Na iza na iza manazava io soratra io sy ny dikany dia hampitafiana volomparasy izay ary hanana rojo volamena eo am-bozony.

DH: "Hanome akanjo volomparasy sy rojo volamena ho an'iza na iza manazava ity soratra ity sy ny dikan'izany aho."

hampitafiana volomparasy

Vitsy ny akanjo volomparasy ary natokana ho an'ny tandapa manam-pahefana. DH: "miakanjo fitafian'ny tandapa"

mpanapaka fahatelo ambony indrindra

"ny mpanapaka laharana fahatelo"