# ireo fantatra tamin'ny fahendreny Izany dia ilazana indray an'ireo milaza ho miresaka amin'ny maty, ireo lehilahy hendry, ary ireo mpanandro # Na iza na iza manazava io soratra io sy ny dikany dia hampitafiana volomparasy izay ary hanana rojo volamena eo am-bozony. DH: "Hanome akanjo volomparasy sy rojo volamena ho an'iza na iza manazava ity soratra ity sy ny dikan'izany aho." # hampitafiana volomparasy Vitsy ny akanjo volomparasy ary natokana ho an'ny tandapa manam-pahefana. DH: "miakanjo fitafian'ny tandapa" # mpanapaka fahatelo ambony indrindra "ny mpanapaka laharana fahatelo"