plt_tn/dan/05/05.md

20 lines
406 B
Markdown

# Tamin'izany fotoana izany
"Vao nanao izany izy ireo" na "tampoka" (UDB)
# voalalotra
simenitra na fotaka izay aparitaka amin'ny rindrina na valin-drihana mba hanome velarana mafy malama rehefa maina izany
# niova ny endriky ny mpanjaka
"lasa hatsatra ny tarehiny" (UDB). Noho ny tahotra no nahatonga izany.
# ny tongony
"ireo ranjony"
# niady ny lohaliny.
Vokatry ny tahotra fara-tampony izany.