# Tamin'izany fotoana izany "Vao nanao izany izy ireo" na "tampoka" (UDB) # voalalotra simenitra na fotaka izay aparitaka amin'ny rindrina na valin-drihana mba hanome velarana mafy malama rehefa maina izany # niova ny endriky ny mpanjaka "lasa hatsatra ny tarehiny" (UDB). Noho ny tahotra no nahatonga izany. # ny tongony "ireo ranjony" # niady ny lohaliny. Vokatry ny tahotra fara-tampony izany.