plt_tn/dan/05/05.md

406 B

Tamin'izany fotoana izany

"Vao nanao izany izy ireo" na "tampoka" (UDB)

voalalotra

simenitra na fotaka izay aparitaka amin'ny rindrina na valin-drihana mba hanome velarana mafy malama rehefa maina izany

niova ny endriky ny mpanjaka

"lasa hatsatra ny tarehiny" (UDB). Noho ny tahotra no nahatonga izany.

ny tongony

"ireo ranjony"

niady ny lohaliny.

Vokatry ny tahotra fara-tampony izany.