plt_tn/dan/05/01.md

24 lines
577 B
Markdown

# Belsazara
Io no zanaka lahin'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy.
# ho an'ireo arivo
"ho an'ireo 1 000"
# nisotro divay teo anoloan'ireo
"nisotro divay teo anatrehan'ny"
# ny tavoara vita amin'ny volamena na volafotsy
DH: "ny tavoara volamena na volafotsy izay nataon'ireo Israelita"
# tavoara
Ireo dia kapoaka ary zavatra hafa izay kely fa ampy horaisin'ny olona sy hisotroana.
# nalain'i Nebokadnezara rainy
Io andian-teny io dia mampiasa ny anaran'i Nebokadnezara mba hilazana ny tafiky ny mpanjaka. DH: "Nalain'ny tafik'i Nebokadnezara rainy"