# Belsazara Io no zanaka lahin'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. # ho an'ireo arivo "ho an'ireo 1 000" # nisotro divay teo anoloan'ireo "nisotro divay teo anatrehan'ny" # ny tavoara vita amin'ny volamena na volafotsy DH: "ny tavoara volamena na volafotsy izay nataon'ireo Israelita" # tavoara Ireo dia kapoaka ary zavatra hafa izay kely fa ampy horaisin'ny olona sy hisotroana. # nalain'i Nebokadnezara rainy Io andian-teny io dia mampiasa ny anaran'i Nebokadnezara mba hilazana ny tafiky ny mpanjaka. DH: "Nalain'ny tafik'i Nebokadnezara rainy"