plt_tn/dan/05/01.md

577 B

Belsazara

Io no zanaka lahin'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy.

ho an'ireo arivo

"ho an'ireo 1 000"

nisotro divay teo anoloan'ireo

"nisotro divay teo anatrehan'ny"

ny tavoara vita amin'ny volamena na volafotsy

DH: "ny tavoara volamena na volafotsy izay nataon'ireo Israelita"

tavoara

Ireo dia kapoaka ary zavatra hafa izay kely fa ampy horaisin'ny olona sy hisotroana.

nalain'i Nebokadnezara rainy

Io andian-teny io dia mampiasa ny anaran'i Nebokadnezara mba hilazana ny tafiky ny mpanjaka. DH: "Nalain'ny tafik'i Nebokadnezara rainy"