plt_tn/dan/04/36.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara.

niverenan'ny adalako tamiko

Eto ny adalany dia lazaina ho tahaka ny hoe afa niverina taminy taminn'y heriny ihany izany. DH: "Tonga adala indray aho."

niverina tamiko ny voninahitro sy ny fahalehibeazako

Eto ny voninahiny sy ny fahalehibeazany dia lazaina ho tahaka ny hoe afaka niverina tamin'ny herin'ny tenan'izy ireo izany. DH: "Nahazo ny voninahitra sy fahalehibeazako indray aho"

Nahita ny sitrako ireo lehilahiko mendri-kaja

"Nangataka ny fanampiako indray ireo lehilahiko mendri-kaja"

Nentina aho ... nomena fahalehibeazana aho

Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefany hanapaka. DH: "Niverina nanapaka ny fanjakako indray aho, ary noraisiko na dia ny fahalehibeazana bebe koko aza."

midera, manandratra, ary manome voninahitra

Ireo teny telo rehetra ireo dia midika heviny mitovy ifotony ary mampisongadina fa nidera an'Andriamanitra tokoa izy.

izay mandeha amin'ny fiavonavonany Izy

Io andian-teny io dia mampiasa hoe "mandeha" mba hilazana ny olona miasa amin'ny avonavona. DH:" izay miavonavona"