plt_tn/dan/04/36.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara.
# niverenan'ny adalako tamiko
Eto ny adalany dia lazaina ho tahaka ny hoe afa niverina taminy taminn'y heriny ihany izany. DH: "Tonga adala indray aho."
# niverina tamiko ny voninahitro sy ny fahalehibeazako
Eto ny voninahiny sy ny fahalehibeazany dia lazaina ho tahaka ny hoe afaka niverina tamin'ny herin'ny tenan'izy ireo izany. DH: "Nahazo ny voninahitra sy fahalehibeazako indray aho"
# Nahita ny sitrako ireo lehilahiko mendri-kaja
"Nangataka ny fanampiako indray ireo lehilahiko mendri-kaja"
# Nentina aho ... nomena fahalehibeazana aho
Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefany hanapaka. DH: "Niverina nanapaka ny fanjakako indray aho, ary noraisiko na dia ny fahalehibeazana bebe koko aza."
# midera, manandratra, ary manome voninahitra
Ireo teny telo rehetra ireo dia midika heviny mitovy ifotony ary mampisongadina fa nidera an'Andriamanitra tokoa izy.
# izay mandeha amin'ny fiavonavonany Izy
Io andian-teny io dia mampiasa hoe "mandeha" mba hilazana ny olona miasa amin'ny avonavona. DH:" izay miavonavona"