# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara. # niverenan'ny adalako tamiko Eto ny adalany dia lazaina ho tahaka ny hoe afa niverina taminy taminn'y heriny ihany izany. DH: "Tonga adala indray aho." # niverina tamiko ny voninahitro sy ny fahalehibeazako Eto ny voninahiny sy ny fahalehibeazany dia lazaina ho tahaka ny hoe afaka niverina tamin'ny herin'ny tenan'izy ireo izany. DH: "Nahazo ny voninahitra sy fahalehibeazako indray aho" # Nahita ny sitrako ireo lehilahiko mendri-kaja "Nangataka ny fanampiako indray ireo lehilahiko mendri-kaja" # Nentina aho ... nomena fahalehibeazana aho Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia ilazana ny fahefany hanapaka. DH: "Niverina nanapaka ny fanjakako indray aho, ary noraisiko na dia ny fahalehibeazana bebe koko aza." # midera, manandratra, ary manome voninahitra Ireo teny telo rehetra ireo dia midika heviny mitovy ifotony ary mampisongadina fa nidera an'Andriamanitra tokoa izy. # izay mandeha amin'ny fiavonavonany Izy Io andian-teny io dia mampiasa hoe "mandeha" mba hilazana ny olona miasa amin'ny avonavona. DH:" izay miavonavona"