plt_tn/dan/04/35.md

828 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara.

Tsinotsinona taminy ny mponin'ny tany rehetra

DH: "Heveriny ho tsiontsinona avokoa ny mponin'ny tany rehetra."

ny mponin'ny tany rehetra

"Ny olona rehetra eto an-tany"

ny tafiky ny lanitra

"ireo tafiky ny anjely any an-danitra"

izay rehetra mety amin'ny sitra-pony

"na inona na inona mahatanteraka tanjony" na "izay zavatra tiany hatao"

Tsy misy afaka hampijanona Azy

Mety hanampy izany raha ampiana antsipirihany misimisy kokoa. DH: "Tsy misy afaka mampijanona azy hanao izay nahatapa-kevitra azy hatao"

Tsy misy afaka ny hiteny Azy hoe: 'Nahoana no nanao izao Ianao?'"

Afaka lazaina amin'ny teny nindramina ankolaka izany. DH: "Tsy misy afaka manontany izay ataony"