plt_tn/dan/04/35.md

28 lines
828 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara.
# Tsinotsinona taminy ny mponin'ny tany rehetra
DH: "Heveriny ho tsiontsinona avokoa ny mponin'ny tany rehetra."
# ny mponin'ny tany rehetra
"Ny olona rehetra eto an-tany"
# ny tafiky ny lanitra
"ireo tafiky ny anjely any an-danitra"
# izay rehetra mety amin'ny sitra-pony
"na inona na inona mahatanteraka tanjony" na "izay zavatra tiany hatao"
# Tsy misy afaka hampijanona Azy
Mety hanampy izany raha ampiana antsipirihany misimisy kokoa. DH: "Tsy misy afaka mampijanona azy hanao izay nahatapa-kevitra azy hatao"
# Tsy misy afaka ny hiteny Azy hoe: 'Nahoana no nanao izao Ianao?'"
Afaka lazaina amin'ny teny nindramina ankolaka izany. DH: "Tsy misy afaka manontany izay ataony"