# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara. # Tsinotsinona taminy ny mponin'ny tany rehetra DH: "Heveriny ho tsiontsinona avokoa ny mponin'ny tany rehetra." # ny mponin'ny tany rehetra "Ny olona rehetra eto an-tany" # ny tafiky ny lanitra "ireo tafiky ny anjely any an-danitra" # izay rehetra mety amin'ny sitra-pony "na inona na inona mahatanteraka tanjony" na "izay zavatra tiany hatao" # Tsy misy afaka hampijanona Azy Mety hanampy izany raha ampiana antsipirihany misimisy kokoa. DH: "Tsy misy afaka mampijanona azy hanao izay nahatapa-kevitra azy hatao" # Tsy misy afaka ny hiteny Azy hoe: 'Nahoana no nanao izao Ianao?'" Afaka lazaina amin'ny teny nindramina ankolaka izany. DH: "Tsy misy afaka manontany izay ataony"