plt_tn/dan/04/34.md

20 lines
762 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara.
# Tamin'ny fiafaran'ny andro
Izany dia ilazana ilay fito taona tao amin'ny 4:31.
# naverina tamiko indray ny adalàko
DH: "tonga miverina amiko ireo adalàko" na "tonga adala indray aho"
# Midera aho... ary manome voninahitra aho
Ireo andian-teny roa ireo dia milaza fihetsika mitovy.
# Fa tsy manam-pahataperana ny fanapahany... maharitra hatramin'ny taranaka fara-mandimby ny fanjakany
Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ihany ary nampiasaina mba hampisongadinana ny fiandrianan'Andriamanitra tsy manam-pahataperana. DH: "Hanapaka mandrakizay izy ary ny fanjaka dia tsy hanam-pahataperana."