# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara. # Tamin'ny fiafaran'ny andro Izany dia ilazana ilay fito taona tao amin'ny 4:31. # naverina tamiko indray ny adalàko DH: "tonga miverina amiko ireo adalàko" na "tonga adala indray aho" # Midera aho... ary manome voninahitra aho Ireo andian-teny roa ireo dia milaza fihetsika mitovy. # Fa tsy manam-pahataperana ny fanapahany... maharitra hatramin'ny taranaka fara-mandimby ny fanjakany Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ihany ary nampiasaina mba hampisongadinana ny fiandrianan'Andriamanitra tsy manam-pahataperana. DH: "Hanapaka mandrakizay izy ary ny fanjaka dia tsy hanam-pahataperana."