plt_tn/dan/04/34.md

762 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy 34-37 dia manoritsoritra ny valin-teniny amin'Andriamanitra i Nebokadnezara.

Tamin'ny fiafaran'ny andro

Izany dia ilazana ilay fito taona tao amin'ny 4:31.

naverina tamiko indray ny adalàko

DH: "tonga miverina amiko ireo adalàko" na "tonga adala indray aho"

Midera aho... ary manome voninahitra aho

Ireo andian-teny roa ireo dia milaza fihetsika mitovy.

Fa tsy manam-pahataperana ny fanapahany... maharitra hatramin'ny taranaka fara-mandimby ny fanjakany

Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ihany ary nampiasaina mba hampisongadinana ny fiandrianan'Andriamanitra tsy manam-pahataperana. DH: "Hanapaka mandrakizay izy ary ny fanjaka dia tsy hanam-pahataperana."