plt_tn/dan/04/28.md

20 lines
648 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.
# ireny zavatra rehetra ireny... tany Babylona
Io fampahafantarana io ao amin'ny 4:28 dia naverina nalamina mba hahamoramora kokoa ny fahatakarana ny dikany.
# Roa ambin'ny folo volana
"12 volana"
# Tsy ity ve ilay Babylona lehibe... ?
Nanontany io fanontaniana io i Nebokadnezara mba hanasongadinana ny voninahitry ny tenany. Azo adika ho foto-kevitra izany. DH: "Ity ilay Babylona lehibe... ho voninahitry ny fahalehibeazako!"
# ho amin'ny voninahitry ny fahalehibeazako
"mba hanehoana amin'ny olona ny voninahitro sy ny fahalehibeazako."