# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara. # ireny zavatra rehetra ireny... tany Babylona Io fampahafantarana io ao amin'ny 4:28 dia naverina nalamina mba hahamoramora kokoa ny fahatakarana ny dikany. # Roa ambin'ny folo volana "12 volana" # Tsy ity ve ilay Babylona lehibe... ? Nanontany io fanontaniana io i Nebokadnezara mba hanasongadinana ny voninahitry ny tenany. Azo adika ho foto-kevitra izany. DH: "Ity ilay Babylona lehibe... ho voninahitry ny fahalehibeazako!" # ho amin'ny voninahitry ny fahalehibeazako "mba hanehoana amin'ny olona ny voninahitro sy ny fahalehibeazako."